bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 32 › Bokin'ny Genesisy 32:15
Bokin'ny Genesisy 32:15
dia osivavy roan-jato sy osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato sy ondrilahy roa-polo
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thirty milch camels with their colts, forty kine, and ten bulls, twenty she asses, and ten foals.
In Context
14Dia nitoetra teo izy tamin’ iny alina iny; ary naka tamin’ izay teo an-tànany izy mba hampanaterina ho an’ i Esao rahalahiny,
16ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr’ ombivavy efa-polo sy vantotr’ ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo.
Read all of Bokin'ny Genesisy 32
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 32:15