bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 32 › Bokin'ny Genesisy 32:17
Bokin'ny Genesisy 32:17
Dia natolony teo an-tànan’ ny mpanompony ireny, mitokantokana isan-toko; ary hoy izy tamin’ ny mpanompony: Mandehana eo alohako, ary asio elanelany eo amin’ ny isan-toko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he commanded the foremost, saying, When Esau my brother meeteth thee, and asketh thee, saying, Whose art thou? and whither goest thou? and whose are these before thee?
In Context
16ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr’ ombivavy efa-polo sy vantotr’ ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo.
18Dia nanome teny ny voalohany izy ka nanao hoe: Raha mifanena aminao Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An’ iza ianao? ary hankaiza moa? ary an’ iza ireo alohanao?
Read all of Bokin'ny Genesisy 32
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 32:17