The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 32 › Bokin'ny Genesisy 32:27

Bokin'ny Genesisy 32:27

Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. Fa hoy kosa Jakoba: Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he said unto him, What is thy name? And he said, Jacob.

In Context

26Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen’ i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy.

28Ary hoy Izy taminy: Iza moa no anaranao? dia hoy izy: Jakoba.

Read all of Bokin'ny Genesisy 32

Cross References

2 Kings 4:30Ary hoy ny renin’ ny zazalahy: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho. Ary ilay lehilahin’ Andriamanitra nitsangana ka nanaraka azy.

Psalms 20:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 32:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 32:26Bokin'ny Genesisy 32Bokin'ny Genesisy 32:28 →