bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 33 › Bokin'ny Genesisy 33:12
Bokin'ny Genesisy 33:12
Ary hoy Esao: Aoka hiainga isika, ka handeha hialoha anao aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, Let us take our journey, and let us go, and I will go before thee.
In Context
11Trarantitra ianao, raiso re ny saotro izay nampanaterina ho anao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra, ka manam-be aho. Dia nanery azy izy, ka dia noraisiny ihany ny zavatra.
13Fa hoy Jakoba taminy: Fantatr’ itompokolahy fa mbola osa ny zaza, sady ampianahany ny ondry aman’ osy sy ny omby ato amiko; koa raha hokorodonina indray andro aza ireo, dia ho faty avokoa ny ondry aman’ osy rehetra.
Read all of Bokin'ny Genesisy 33
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 33:12