bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 33 › Bokin'ny Genesisy 33:6
Bokin'ny Genesisy 33:6
Dia nanatona ny ankizivavy sy ny zanany ka niankohoka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the handmaidens came near, they and their children, and they bowed themselves.
In Context
5Ary Esao nanopy ny masony ka nahita ny zaza amim-behivavy; dia hoy izy: Iza moa ireto miaraka aminao ireto? Ary hoy kosa Jakoba: Ny zaza izay nomen’ Andriamanitra ny mpanomponao noho ny fahasoavany.
7Dia nanatona koa Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, dia nanatona koa Josefa sy Rahely ka niankohoka.
Read all of Bokin'ny Genesisy 33
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 33:6