bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 34 › Bokin'ny Genesisy 34:16
Bokin'ny Genesisy 34:16
dia homenay anareo ny zanakai-vavy, ary ny zanakareo-vavy kosa halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay, ka ho firenena iray isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then will we give our daughters unto you, and we will take your daughters to us, and we will dwell with you, and we will become one people.
In Context
15Izao ihany no azonay hanekena anareo: Raha ho tahaka anay ianareo, ka hoforana ny lehilahy rehetra aminareo,
17Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka hoforana dia halainay ny zanakai-vavy, ka handeha izahay.
Read all of Bokin'ny Genesisy 34
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 34:16