Bokin'ny Genesisy 35:18
Ary rehefa hiala aina (fa maty izy), dia nataony hoe Benony ny anarany; fa ny rainy kosa nanao azy hoe Benjamina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Dia maty Rahely ka nalevina teo amin’ ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany).
Read all of Bokin'ny Genesisy 35
Cross References
Genesis 35:24ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy Benjamina;
Genesis 42:38Ary hoy Jakoba: Tsy hidina hiaraka aminareo ny zanako; fa maty ny rahalahiny, ary izy irery ihany no sisa, ary raha hisy loza hanjo azy any amin’ ny lalana izay halehanareo, dia hampidininareo any amin’ ny fiainan-tsi-hita amin’ alahelo ny volo fotsiko.
Genesis 44:27Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roa lahy tamiko;
Exodus 12:7Ary hanalany ny rà, ka hatentiny amin’ ny tolam-baravarana roa sy amin’ ny tataom-baravaran’ ny trano izay hihinanany azy.
1 Chronicles 4:9Ary Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ary ny reniny nanao ny anarany hoe Jabeza, fa hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy.
Psalms 80:17Voadotry ny afo izy sady voakapa; fongotry ny fananaran’ ny tavanao izy.