The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 35 › Bokin'ny Genesisy 35:20

Bokin'ny Genesisy 35:20

Ary Jakoba nanorina tsangam-bato teo ambonin’ ny fasany, dia ilay tsangam-bato ao amin’ ny fasan-dRahely mandraka androany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Jacob set a pillar upon her grave: that is the pillar of Rachel’s grave unto this day.

In Context

19Dia maty Rahely ka nalevina teo amin’ ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany).

21Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr’ i Migdaledera.

Read all of Bokin'ny Genesisy 35

Cross References

Genesis 35:9Ary Andriamanitra niseho indray tamin’ i Jakoba, raha tonga avy tany Mesopotamia izy, ka nitahy azy.

1 Samuel 10:2Rehefa misaraka amiko ianao anio, dia hahita olona roa lahy eo anilan’ ny fasan-dRahely, ao amin’ ny fari-tanin’ ny Benjamina, ao Zelza, ary izy ireo hilaza aminao hoe: Efa hita ny boriky izay notadiavinao; ary, indro, tsy ny boriky intsony no heverin’ ny rainao, fa ianareo kosa indray no ahiny, ka hoy izy: Ahoana re no hataoko ny amin’ ny zanako?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 35:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 35:19Bokin'ny Genesisy 35Bokin'ny Genesisy 35:21 →