Bokin'ny Genesisy 35:24
ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy Benjamina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Rachel; Joseph, and Benjamin:
In Context
25ary ny zanak’ i Bila, ankizivavin-dRahely, kosa dia Dana sy Naftaly;
Read all of Bokin'ny Genesisy 35
Cross References
Genesis 30:24Dia nataony hoe Josefa ny anarany, ka hoy izy: Jehovah anie mbola hanampy zazalahy iray ho ahy koa.
Genesis 35:18Ary rehefa hiala aina (fa maty izy), dia nataony hoe Benony ny anarany; fa ny rainy kosa nanao azy hoe Benjamina.
Genesis 46:19Ny zanakalahin-dRahely, vadin’ i Jakoba dia Josefa sy Benjamina.
Joshua 18:11Dia nahazo ny loka ny firenena taranak’ i Benjamina isam-pokony; ary ny faritry ny tany azony dia teo anelanelan’ ny taranak’ i Joda sy ny taranak’ i Josefa.
Ruth 4:11Dia hoy ny vahoaka rehetra izay teo amin’ ny vavahady sy ny loholona: Eny, vavolombelona izahay; hataon’ i Jehovah tahaka an’ i Rahely sy tahaka an’ i Lea anie izay vehivavy efa ho tonga ao an-tranonao; fa izy roa vavy no nanangana ny tranon’ ny Isiraely; ary aoka ho lehibe any Efrata anie ianao, ary halaza any Betlehema anie ny anaranao;