Bokin'ny Genesisy 35:25
ary ny zanak’ i Bila, ankizivavin-dRahely, kosa dia Dana sy Naftaly;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Bilhah, Rachel’s handmaid; Dan, and Naphtali:
In Context
24ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy Benjamina;
Read all of Bokin'ny Genesisy 35
Cross References
Genesis 30:4Dia nomeny azy Bila ankizivaviny ho vadiny; ary dia novadin’ i Jakoba koa izy.
Genesis 37:2Ary izao no tantaran’ i Jakoba: Rehefa fito ambin’ ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin’ ny rahalahiny izy (fa mbola zaza izy), dia tamin’ ny zanak’ i Bila sy ny zanak’ i Zilpa, vadin’ i Jakoba rainy; ary Josefa nitati-bolana tamin-drainy.
Genesis 46:25Ireo no zanakalahin’ i Bila, izay nomen’ i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak’ i Jakoba; fito no isan’ izy rehetra.
Joshua 19:40Ary ny loka fahafito dia an’ ny firenena taranak’ i Dana isam-pokony.
Judges 5:18Zebolona dia firenena nanao tsinontsinona ny ainy, na dia ho faty aza, Ary Naftaly koa teo amin’ ny fitoerana avo any an-tsaha.