Bokin'ny Genesisy 35:28
Ary ny andro niainan’ Isaka dia valo-polo amby zato taona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the days of Isaac were an hundred and fourscore years.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 35
Cross References
Genesis 47:28Ary ny andro niainan’ i Jakoba tao amin’ ny tany Egypta dia fito ambin’ ny folo taona; koa ny andro rehetra niainan’ i Jakoba dia fito amby efa-polo amby zato taona.