The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 36 › Bokin'ny Genesisy 36:10

Bokin'ny Genesisy 36:10

Ny anaran’ ny zanakalahin’ i Esao dia izao: Elifaza, zanak’ i Ada, vadin’ i Esao, sy Regoela, zanak’ i Basemata, vadin’ i Esao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These are the names of Esau’s sons; Eliphaz the son of Adah the wife of Esau, Reuel the son of Bashemath the wife of Esau.

In Context

9Ary izao no taranak’ i Esao, rain’ ny Edomita any an-tendrombohitra Seïra:

11Ary ny zanakalahin’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza.

Read all of Bokin'ny Genesisy 36

Cross References

1 Chronicles 1:35Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 36:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 36:9Bokin'ny Genesisy 36Bokin'ny Genesisy 36:11 →