bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 36 › Bokin'ny Genesisy 36:11
Bokin'ny Genesisy 36:11
Ary ny zanakalahin’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, and Gatam, and Kenaz.
In Context
10Ny anaran’ ny zanakalahin’ i Esao dia izao: Elifaza, zanak’ i Ada, vadin’ i Esao, sy Regoela, zanak’ i Basemata, vadin’ i Esao.
12Ary Timna no vaditsindranon’ i Elifaza, zanakalahin’ i Esao; ary niteraka an’ i Amaleka tamin’ i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’ i Ada, vadin’ i Esao.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
1 Chronicles 1:35Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 36:11