Bokin'ny Genesisy 36:22
Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin’ i Lotana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Lotan were Hori and Hemam; and Lotan’s sister was Timna.
In Context
23Ary izao no zanakalahin’ i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
1 Chronicles 1:39Ary ny zanakalahin’ i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin’ i Lotana.