Bokin'ny Genesisy 36:27
Ary izao no zanak’ i Ezera: Bilana sy Zavana ary Akana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Ezer are these; Bilhan, and Zaavan, and Akan.
In Context
26Ary izao no zanakalahin’ i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana.
28Ary izao no zanak’ i Disana: Oza sy Arana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 36:21sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ ny Horita, dia ny taranak’ i Seïra, tany amin’ ny tany Edoma.
1 Chronicles 1:38Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.