Bokin'ny Genesisy 36:29
Ary izao no loham-pirenena tamin’ ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah,
In Context
28Ary izao no zanak’ i Disana: Oza sy Arana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 36:20Ary izao no zanakalahin’ i Seïra Horita, izay nonina tany amin’ ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana
1 Chronicles 1:38Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.