Bokin'ny Genesisy 36:3
ary Basemata, zanakavavin’ Isimaela sady anabavin’ i Nebaiota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Bashemath Ishmael’s daughter, sister of Nebajoth.
In Context
4Ary Ada niteraka an’ i Elifaza tamin’ i Esao; ary Basemata niteraka an’ i Regoela;
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 28:9dia lasa Esao nankany amin’ Isimaela ka naka an’ i Mahalota, zanakavavin’ Isimaela, zanak’ i Abrahama, sady anabavin’ i Nebaiota, ho vadiny, ho fanampin’ ny vady izay nananany.