Bokin'ny Genesisy 36:35
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’ i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ ny tanànany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
34Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin’ ny tanin’ ny Temanita.
36Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 25:2Dia niteraka an’ i Zimrana sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha tamin’ i Abrahama izy.