Bokin'ny Genesisy 36:37
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ ny Ony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Samlah died, and Saul of Rehoboth by the river reigned in his stead.
In Context
36Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka.
38Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
1 Chronicles 1:48Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ ny Ony.