The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 36 › Bokin'ny Genesisy 36:4

Bokin'ny Genesisy 36:4

Ary Ada niteraka an’ i Elifaza tamin’ i Esao; ary Basemata niteraka an’ i Regoela;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Adah bare to Esau Eliphaz; and Bashemath bare Reuel;

In Context

3ary Basemata, zanakavavin’ Isimaela sady anabavin’ i Nebaiota.

5ary Oholibama niteraka an’ i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak’ i Esao, izay naterany tany amin’ ny tany Kanana.

Read all of Bokin'ny Genesisy 36

Cross References

Exodus 2:18Ary rehefa tonga teo amin-dRegoela rainy izy, dia hoy izy: Nahoana no dia nalaky tonga toy izany ianareo androany?

1 Chronicles 1:35Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 36:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 36:3Bokin'ny Genesisy 36Bokin'ny Genesisy 36:5 →