bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 36 › Bokin'ny Genesisy 36:41
Bokin'ny Genesisy 36:41
sy Oholibama loham-pireneny sy Elaha loham-pireneny sy Pinona loham-pireneny
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Duke Aholibamah, duke Elah, duke Pinon,
In Context
40Ary izao no anaran’ ny loham-pirenena tamin’ ny taranak’ i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny
42sy Kenaza loham-pireneny sy Temana loham-pireneny sy Mibzara loham-pireneny
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 36:41