Bokin'ny Genesisy 36:7
Fa samy be loatra ny haren’ izy mirahalahy, ka tsy mba nahazo niray monina izy; ary tsy omby azy ny tany fivahiniany, noho ny omby aman ondriny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Koa nonina tany an-tendrombohitra Seïra Esao. (Edoma izany).
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 13:11Dia nofidin’ i Lota ho azy ny tany rehetra amoron’ i Jordana, ka nifindra niantsinanana izy; ka dia nisaraka izy roa lahy.
Genesis 28:4ary homeny anao anie ny fitahiana an’ i Abrahama, dia ho anao sy ny taranakao koa, mba handovanao ny tany fivahinianao, izay efa nomen’ Andriamanitra an’ i Abrahama.