The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 36 › Bokin'ny Genesisy 36:8

Bokin'ny Genesisy 36:8

Koa nonina tany an-tendrombohitra Seïra Esao. (Edoma izany).

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thus dwelt Esau in mount Seir: Esau is Edom.

In Context

7Fa samy be loatra ny haren’ izy mirahalahy, ka tsy mba nahazo niray monina izy; ary tsy omby azy ny tany fivahiniany, noho ny omby aman ondriny.

9Ary izao no taranak’ i Esao, rain’ ny Edomita any an-tendrombohitra Seïra:

Read all of Bokin'ny Genesisy 36

Cross References

Genesis 14:6ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seïra hatrany El-parana, izay eo anilan’ ny efitra.

Genesis 32:3Ary hoy Jakoba, raha nahita ireo: Tobin’ Andriamanitra ity; ary ny anaran’ izany tany izany nataony hoe Mahanaima.

Genesis 36:1Ary izao no taranak’ i Esao (Edoma izany):

Genesis 36:43sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin’ ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin’ ny taniny avy. Izany no Esao, rain’ ny Edomita.

Joshua 24:4Ary Isaka koa dia nomeko an’ i Jakoba sy Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan’ i Esao ny tendrombohitra Seïra; fa Jakoba sy ny taranany kosa nankany Egypta.

1 Chronicles 4:42Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin’ ny taranak’ i Simeona nankany amin’ ny tendrombohitra Seïra ka nanana an’ i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin’ i Jisy, ho mpifehy azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 36:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 36:7Bokin'ny Genesisy 36Bokin'ny Genesisy 36:9 →