Bokin'ny Genesisy 36:9
Ary izao no taranak’ i Esao, rain’ ny Edomita any an-tendrombohitra Seïra:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And these are the generations of Esau the father of the Edomites in mount Seir:
In Context
8Koa nonina tany an-tendrombohitra Seïra Esao. (Edoma izany).
Read all of Bokin'ny Genesisy 36
Cross References
Genesis 32:4Ary nandefa iraka Jakoba hialoha azy ho any amin’ i Esao rahalahiny, ho any Seïra, tanin’ i Edoma.
Deuteronomy 2:5ka aza mila ady aminy; fa tsy hanomezako anao ny taniny, na dia eram-paladia akory aza, satria nomeko ho lovan’ i Esao ny tendrombohitra Seïra.
Obadiah 1:1Ny fahitan’ i Obadia. Izao no lazain’ i Jehovah Tompo ny amin’ i Edoma: Nahare filazana avy tamin’ i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin’ ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy!