The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 37 › Bokin'ny Genesisy 37:11

Bokin'ny Genesisy 37:11

Dia nialona azy ny rahalahiny; fa ny rainy kosa nitadidy izany zavatra izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And his brethren envied him; but his father observed the saying.

In Context

10Ary nambarany tamin’ ny rainy sy ireo rahalahiny koa izany; dia niteny mafy azy ny rainy ka nanao taminy hoe: Manao ahoana izany nofy efa nonofisinao izany? Moa ho avy tokoa va aho sy ny reninao ary ny rahalahinao ka hiankohoka amin’ ny tany eo anatrehanao?

12Ary lasa ny rahalahiny niandry ny ondrin’ ny rainy tany Sekema.

Read all of Bokin'ny Genesisy 37

Cross References

Genesis 26:14fa nanana fananana be izy, dia ondry aman’ osy sy omby ary andevo maro; ka dia nialona azy ny Filistina.

1 Samuel 18:8Dia tezitra indrindra Saoly, fa tsy sitrany izany teny izany, ka hoy izy: Ny an’ i Davida nataony alinalina lahy, fa ny ahy kosa nataony arivoarivo ihany; koa ny fanjakana ihany no sisa tsy mbola azony.

Ecclesiastes 4:4Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahaizan-javatra rehetra, fa avy amin’ ny fifampialonan’ ny olona izany. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.

Isaiah 26:11Jehovah ô, avo ny tananao, nefa tsy jeren’ ireo; Tsy maintsy hojereny ihany anefa ny fahasaro-piaronao amin’ ny olonao, ka ho menatra izy; Eny, afo no handevona ny fahavalonao.

Matthew 27:18Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ ireo Azy.

Luke 2:19Fa Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 37:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 37:10Bokin'ny Genesisy 37Bokin'ny Genesisy 37:12 →