Bokin'ny Genesisy 37:12
Ary lasa ny rahalahiny niandry ny ondrin’ ny rainy tany Sekema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his brethren went to feed their father’s flock in Shechem.
In Context
11Dia nialona azy ny rahalahiny; fa ny rainy kosa nitadidy izany zavatra izany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 37
Cross References
Genesis 33:18Ary Jakoba tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema, izay eo amin’ ny tany Kanana, rehefa avy tany Mesopotamia izy; dia nitoby tandrifin’ ny tanàna.
Genesis 37:1Ary Jakoba nonina tany amin’ ny tany fivahinian’ ny rainy, dia tany amin’ ny tany Kanana.