bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 37 › Bokin'ny Genesisy 37:16
Bokin'ny Genesisy 37:16
Dia hoy kosa izy: Ny rahalahiko no tadiaviko; koa masìna ianao, mba lazao amiko izay iandrasany ondry.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, I seek my brethren: tell me, I pray thee, where they feed their flocks.
In Context
15Ary nisy lehilahy nahita azy, fa, indro, nirenireny tany an-tsaha izy; dia nanontany azy ralehilahy ka nanao hoe: Inona moa notadiavinao?
17Ary hoy ralehilahy: Efa nifindra niala teto izy: fa efa reko izy niresaka hoe: Andeha isika hankany Dotana. Dia lasa Josefa nanaraka ny rahalahiny ka nahita azy tany Dotana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 37
Cross References
Luke 19:10Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 37:16