Bokin'ny Genesisy 37:20
Koa ankehitriny, andeha hovonointsika izy ka hatsipintsika ao anatin’ ny anankiray amin’ ireto lavaka ireto; ary dia aoka holazaintsika hoe: Efa lanin’ ny biby masiaka izy; dia ho hitantsika amin’ izany na hanao ahoana ny nofiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Dia niresaka hoe izy: Indro, tamy ilay mpanonofy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 37
Cross References
1 Samuel 24:20Fa moa raha misy olona mahazo ny fahavalony, havelany handeha soa aman-tsara va izy? Koa hovalian’ i Jehovah soa anie ianao noho ny nataonao tamiko androany.
1 Kings 13:24Ary nony nandeha izy, dia nisy liona nifanena taminy teny an-dalana ka nahafaty azy; ary ny fatiny dia niampatra teo an-dalana, ary ny boriky nijanona teo anilany, ary ny liona koa nijanona teo anilan’ ny faty.
Psalms 64:5Mba hitifitra mangingina ny mahitsy; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra.
Proverbs 1:11Raha hoy izy: Andeha hiaraka isika, Aoka isika hanotrika handatsa-drà; Andeha hamitsahantsika tsy ahoan-tsy ahoana ny tsy manan-tsiny;
Proverbs 6:17Ny maso miavonavona, ny lela fandainga, Ary ny tanana mandatsa-drà marina,
Proverbs 27:4Masiaka ny fahavinirana, ary misafoaka ny fahatezerana; Fa iza no mahajanona eo anatrehan’ ny fahasaro-piaro?