bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 38 › Bokin'ny Genesisy 38:28
Bokin'ny Genesisy 38:28
Ary raha niteraka izy, dia niseho ny tanan’ ny anankiray, ary naka kofehy mena ny mpampivelona, ka nafehiny tamin’ ny tànany, sady hoy izy: Ity no niseho voalohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when she travailed, that the one put out his hand: and the midwife took and bound upon his hand a scarlet thread, saying, This came out first,
In Context
27Ary tamin’ ny andro niterahany, indro, nisy zaza kambana tao an-kibony.
29Ary rehefa nahemony ny tànany, dia, indro, teraka ny rahalahiny; ary hoy ny mpampivelona: Ahoana no nibosesehanao? dia nataony hoe Fareza no anarany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 38
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 38:28