bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 39 › Bokin'ny Genesisy 39:13
Bokin'ny Genesisy 39:13
Ary rehefa hitan-dravehivavy fa navelany teo an-tànany ny akanjony, sady lasa nandositra any ala-trano izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when she saw that he had left his garment in her hand, and was fled forth,
In Context
12Dia nisambotra azy tamin’ ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe: Avia handry amiko; fa navelan’ i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano.
14dia niantso ny mpanompo izy ka nilaza taminy hoe: Indro, efa nampiditra lehilahy Hebreo tato amintsika hisangy antsika izy; nanatona ahy mba handry amiko iny, dia niantso tamin’ ny feo mahery aho;
Read all of Bokin'ny Genesisy 39
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 39:13