Bokin'ny Genesisy 39:16
Dia napetra-dravehivavy teo anilany ny akanjon’ i Josefa, mandra-pahatongan’ ny tompony tao an-trano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And she laid up his garment by her, until his lord came home.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 39
Cross References
Psalms 37:32Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.
Jeremiah 9:3Samia miaro tena amin’ ny namany avy ianareo. Ary aza misy matoky olona na dia ny rahalahy aza; Fa ny rahalahy rehetra dia mamingana tokoa, ary ny namana rehetra mandehandeha manaratsy.