Bokin'ny Genesisy 4:21
Ary ny anaran’ ny rahalahiny dia Jobala; izy no rain’ ny mpitendry lokanga sy mpitsoka sodina rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his brother’s name was Jubal: he was the father of all such as handle the harp and organ.
In Context
20Ary Ada niteraka an’ i Jabala; izy no rain’ ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman’ ondry.
Read all of Bokin'ny Genesisy 4
Cross References
Job 21:12Mihoby mitondra ampongatapaka sy lokanga izy ary mifaly amin’ ny feon-tsodina.
Amos 6:5Dia ireo izay mivovo foana manaraka ny feon-dokanga ary mamorona zava-maneno toy ny nataon’ i Davida,