Bokin'ny Genesisy 40:12
Ary hoy Josefa taminy: Izao no heviny: Ny sampany telo dia hateloana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joseph said unto him, This is the interpretation of it: The three branches are three days:
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 40
Cross References
Genesis 40:18Dia namaly Josefa ka nanao hoe: Izao kosa no heviny. Ny karaba telo dia hateloana.
Genesis 41:25Ary hoy Josefa tamin’ i Farao: Ny nofin’ i Farao dia iray ihany; izay efa hataon’ Andriamanitra no nambarany tamin’ i Farao.
Genesis 41:28Izany dia ilay efa nolazaiko tamin’ i Farao teo hoe: Izay efa hataon’ Andriamanitra no asehony amin’ i Farao.
Daniel 2:36Izany no nofy, ary holazainay eto anatrehan’ ny mpanjaka koa ny heviny.
Matthew 26:26Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo Jesosy, ka nony efa nisaotra Izy, dia novakiny ka natolony ny mpianatra, ary hoy Izy: Raiso, hano, ity no tenako.
Galatians 4:25Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin’ i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin’ ny zanany.