bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 40 › Bokin'ny Genesisy 40:3
Bokin'ny Genesisy 40:3
Dia nataony tao an-trano-maizina izy roa lahy, tao an-tranon’ ny mpifehy ny mpiambina, tao anatin’ ny trano-maizina izay nifatoran’ i Josefa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he put them in ward in the house of the captain of the guard, into the prison, the place where Joseph was bound.
In Context
2Ary tezitra indrindra tamin’ ireo tandapany roa lahy ireo Farao, dia tamin’ ny lehiben’ ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben’ ny mpanao mofo.
4Ary Josefa notendren’ ny mpifehy ny mpiambina ho eo amin’ izy roa lahy, dia nanompo ireo izy; ary nitoetra andro maromaro tao amin’ ny trano-maizina izy roa lahy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 40
Cross References
Genesis 39:20Ary ny tompon’ i Josefa dia naka azy ka nanao azy tao an-trano-maizina, izay fitoeran’ ny mpifatotra diso tamin’ ny mpanjaka; dia nitoetra tao an-trano-maizina izy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 40:3