bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 41 › Bokin'ny Genesisy 41:22
Bokin'ny Genesisy 41:22
Ary hitako tamin’ ny nofiko indray, ka, indreo nisy salohim-bary fito niseho tamin’ ny tahony iray, sady vokatra no tsara;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I saw in my dream, and, behold, seven ears came up in one stalk, full and good:
In Context
21Ary rehefa nihinana azy izy, dia tsy fantatra akory fa efa mby ao an-kibony ireny; fa mbola ratsy tarehy tahaka ny tamin’ ny fahiny ihany izy. Dia nahatsiaro aho.
23ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito sady malazo no maivam-boa, main’ ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny;
Read all of Bokin'ny Genesisy 41
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 41:22