bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 41 › Bokin'ny Genesisy 41:24
Bokin'ny Genesisy 41:24
ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito vokatra. Ary nolazaiko tamin’ ny ombiasy izany, nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the thin ears devoured the seven good ears: and I told this unto the magicians; but there was none that could declare it to me.
In Context
23ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito sady malazo no maivam-boa, main’ ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny;
25Ary hoy Josefa tamin’ i Farao: Ny nofin’ i Farao dia iray ihany; izay efa hataon’ Andriamanitra no nambarany tamin’ i Farao.
Read all of Bokin'ny Genesisy 41
Cross References
Exodus 8:19Dia hasiako fiavahana amin’ ny oloko sy ny olonao; rahampitso no hisian’ izany famantarana izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 41:24