bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 41 › Bokin'ny Genesisy 41:27
Bokin'ny Genesisy 41:27
Ary ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy, izay niakatra nanaraka ireny, dia fito taona; ary ny salohim-bary fito tsy nisy voa sady main’ ny rivotra avy any atsinanana, dia ho fito taona mosarena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the seven thin and ill favoured kine that came up after them are seven years; and the seven empty ears blasted with the east wind shall be seven years of famine.
In Context
26Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia fito taona; iray ihany ny nofy.
28Izany dia ilay efa nolazaiko tamin’ i Farao teo hoe: Izay efa hataon’ Andriamanitra no asehony amin’ i Farao.
Read all of Bokin'ny Genesisy 41
Cross References
2 Samuel 24:19Koa dia niakatra Davida araka ny tenin’ i Gada, araka izay nandidian’ i Jehovah.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 41:27