Bokin'ny Genesisy 41:48
Dia namory ny hanina rehetra tamin’ izany fito taona izany teo amin’ ny tany Egypta izy ka nitahiry izany tao amin’ ny tanàna rehetra: ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna dia notehiriziny tao anatin’ ny tanàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
47Ary ny tany dia nahavokatra tsy omby fàmpana tamin’ ny taon-jina fito.
Read all of Bokin'ny Genesisy 41
Cross References
Genesis 41:34Aoka hanao izany Farao, ary aoka izy hanendry mpikarakara hitandrina ny tany sy hamory ny ampahadimin’ ny vokatry ny tany Egypta amin’ ny taon-jina fito.
Genesis 47:21Ary ny olona dia nafindrany ho ao amin’ ny tanàna hatramin’ ny faran’ ny faritr’ i Egypta rehetra.