bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 41 › Bokin'ny Genesisy 41:53
Bokin'ny Genesisy 41:53
Ary tapitra ny taon-jina fito teo amin’ ny tany Egypta;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the seven years of plenteousness, that was in the land of Egypt, were ended.
In Context
52Ary ny anaran’ ny zandriny kosa nataony hoe Efraima; fa hoy izy: Andriamanitra efa nahamaro ahy teto amin’ ny tanin’ ny fahoriako.
54dia niandoha kosa ny fito taona mosarena, araka izay efa nolazain’ i Josefa; ary nisy mosary tany amin’ ny tany rehetra; nefa eran’ ny tany Egypta rehetra dia mbola nisy hanina ihany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 41
Cross References
Psalms 73:20Tahaka ny anaovan’ ny olona ny nofiny ho tsinontsinona, dia tahaka izany, Tompo ô, no anaovanao ny endrik’ ireny ho tsinontsinona, raha mifoha Hianao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 41:53