Bokin'ny Genesisy 42:17
Dia nataony tao an-trano-maizina hateloana izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he put them all together into ward three days.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 42
Cross References
Genesis 40:4Ary Josefa notendren’ ny mpifehy ny mpiambina ho eo amin’ izy roa lahy, dia nanompo ireo izy; ary nitoetra andro maromaro tao amin’ ny trano-maizina izy roa lahy.
Genesis 41:10Farao dia tezitra tamin’ ny mpanompony ka nanao ahy tao an-trano-maizina tao anatin’ ny tranon’ ny mpifehy ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ ny mpanao mofo.
Psalms 119:65Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.
Acts 4:3Dia nisambotra azy izy ka nanao azy tao an-tranomaizina ambara-pahamarain’ ny andro; fa efa hariva ny andro tamin’ izay.
Hebrews 12:10Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin’ ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany.