Bokin'ny Genesisy 42:18
Ary nony tamin’ ny andro fahatelo dia hoy Josefa taminy: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo; fa izaho matahotra an’ Andriamanitra:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joseph said unto them the third day, This do, and live; for I fear God:
In Context
17Dia nataony tao an-trano-maizina hateloana izy rehetra.
Read all of Bokin'ny Genesisy 42
Cross References
Exodus 1:17Nefa natahotra an’ Andriamanitra ny mpampivelona ka tsy nanao araka izay nolazain’ ny mpanjakan’ i Egypta taminy, fa novelominy ihany ny zazalahy.
Leviticus 25:43Aza mampanompo azy fatratra, fa matahora an’ Andriamanitrao.
Nehemiah 5:15Fa ireo governora fahiny izay teo alohako ireo dia nahavaky tratra ny olona ka nampandoa azy hanina sy divay ary sekely volafotsy efa-polo koa; eny, na dia ny zatovony aza dia nisetrasetra tamin’ ny olona; fa izaho tsy mba nanao izany noho ny fahatahorako an’ Andriamanitra.
Luke 18:4Ary tsy nanaiky izy aloha; fa rehefa afaka izany, dia nanao anakampo hoe izy: Na dia tsy matahotra an’ Andriamanitra aza aho sady tsy mena-maso olona,