bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 42 › Bokin'ny Genesisy 42:26
Bokin'ny Genesisy 42:26
Ary natainginy tamin’ ny borikiny ny vary, dia lasa nandeha izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they laded their asses with the corn, and departed thence.
In Context
25Ary Josefa nanome teny hameno vary ny lasakany sady hamerina ny volan’ ny isan-dahy ho ao anatin’ ny lasakany avy ary hanome vatsy azy ho entiny eny an-dalana; dia nanao izany taminy izy.
27Ary raha nosokafan’ ny anankiray ny lasakany hampihinanany ny borikiny teo amin’ izay handriany, dia hitany ny volany; fa, indro, teo am-bavan’ ny lasakany izany.
Read all of Bokin'ny Genesisy 42
Cross References
Genesis 42:20ary ny zandrinareo faralahy dia ento mankaty amiko; dia ho hita fa marina ny teninareo, ary tsy hovonoina ianareo. Ary nataony izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 42:26