The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 42 › Bokin'ny Genesisy 42:3

Bokin'ny Genesisy 42:3

Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’ i Josefa mba hividy vary tany Egypta.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Joseph’s ten brethren went down to buy corn in Egypt.

In Context

2Dia hoy koa izy: Indro, efa reko fa misy vary any Egypta; andeha midìna any ianareo, ka mividia ho antsika, mba ho velona isika, fa tsy ho faty.

4Fa Benjamina, rahalahin’ i Josefa, tsy mba nampandehanin’ i Jakoba niaraka tamin’ ny rahalahiny; fa hoy izy: Andrao hisy loza hanjo azy.

Read all of Bokin'ny Genesisy 42

Cross References

Genesis 42:13Fa hoy izy; Roa ambin’ ny folo mirahalahy ny mpanomponao, zanaky ny lehilahy iray ihany any amin’ ny tany Kanana; ary, indro, ny faralahy dia any amin’ ny rainay ankehitriny, fa ny anankiray tsy ao intsony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 42:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 42:2Bokin'ny Genesisy 42Bokin'ny Genesisy 42:4 →