Bokin'ny Genesisy 42:30
Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon’ ny tany, taminay, fa nataony ho mpisafo ny tany izahay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The man, who is the lord of the land, spake roughly to us, and took us for spies of the country.
In Context
31Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory;
Read all of Bokin'ny Genesisy 42
Cross References
Genesis 42:9Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin’ ny tany no nahatongavanareo.