bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 42 › Bokin'ny Genesisy 42:8
Bokin'ny Genesisy 42:8
Ary fantatr’ i Josefa ny rahalahiny, nefa izy ireo kosa tsy mba nahafantatra azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joseph knew his brethren, but they knew not him.
In Context
7Ary hitan’ i Josefa ny rahalahiny, dia fantany ihany izy, nefa nody olon-kafa taminy izy ka niteny mafy taminy nanao hoe: Avy aiza ianareo? Ary hoy kosa izy: Avy any amin’ ny tany Kanana izahay mba hividy hanina.
9Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin’ ny tany no nahatongavanareo.
Read all of Bokin'ny Genesisy 42
Cross References
Luke 24:16Nefa ny mason’ ireo nohazonina mba tsy hahafantarany Azy.
John 21:4Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nitsangana teo amoron-dranomasina Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 42:8