Bokin'ny Genesisy 43:12
ary mitondra vola toraka ny teo eny an-tananareo; ary ilay vola izay naverina teo am-bavan’ ny lasakanareo dia ento miverina indray; angamba fahadisoana izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Ary ny rahalahinareo ento ihany; dia miainga ka miverena indray ho any amin-dralehilahy;
Read all of Bokin'ny Genesisy 43
Cross References
Genesis 42:25Ary Josefa nanome teny hameno vary ny lasakany sady hamerina ny volan’ ny isan-dahy ho ao anatin’ ny lasakany avy ary hanome vatsy azy ho entiny eny an-dalana; dia nanao izany taminy izy.
Romans 12:17Aza mamaly ratsy na amin’ iza na amin’ iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason’ ny olona rehetra.
2 Corinthians 8:21fa miomana hanao izay mahamendrika izahay, tsy eo imason’ ny Tompo ihany, fa eny imason’ ny olona koa.
1 Thessalonians 4:6mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin’ izany; fa ny Tompo no mpamaly ny amin’ izany zavatra rehetra izany, toy ny nolazainay sy nambaranay taminareo rahateo.
Hebrews 13:8Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.