bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 43 › Bokin'ny Genesisy 43:22
Bokin'ny Genesisy 43:22
Ary nitondra vola hafa koa eto an-tananay izahay hamidy hanina: tsy fantatray izay nanao ny volanay tao anatin’ ny lasakanay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And other money have we brought down in our hands to buy food: we cannot tell who put our money in our sacks.
In Context
21ary rehefa tonga teo amin’ izay nandrianay izahay, dia nosokafanay ny lasakanay, ka indreo ny volanay isan-dahy teo am-bavan’ ny lasakanay avy, tonga lanja avokoa ny volanay; ary efa nentinay niverina eto an-tananay izany.
23Ary hoy izy: Matokia ianareo, fa aza matahotra; Andriamanitrareo, dia Andriamanitry ny rainareo, no nanome anareo harena tao anatin’ ny lasakanareo; ny volanareo dia efa tonga tatỳ amiko ihany. Dia namoaka an’ i Simeona ho eo aminy izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 43
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 43:22