Bokin'ny Genesisy 44:19
Itompokolahy nanontany ny mpanompony hoe: Manan-dray na rahalahy koa va ianareo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My lord asked his servants, saying, Have ye a father, or a brother?
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 44
Cross References
Genesis 42:7Ary hitan’ i Josefa ny rahalahiny, dia fantany ihany izy, nefa nody olon-kafa taminy izy ka niteny mafy taminy nanao hoe: Avy aiza ianareo? Ary hoy kosa izy: Avy any amin’ ny tany Kanana izahay mba hividy hanina.
Genesis 43:29Ary Josefa nanopy ny masony ka nahita an’ i Benjamina rahalahiny, zanakalahin’ ny reniny, dia hoy izy: Io va no zandrinareo faralahy, izay nolazainareo tamiko? Sady hoy koa izy: Andriamanitra anie hanisy soa anao, anaka