bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 44 › Bokin'ny Genesisy 44:25
Bokin'ny Genesisy 44:25
Dia hoy ny rainay: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And our father said, Go again, and buy us a little food.
In Context
24Ary rehefa tafakatra tany amin’ ny mpanomponao raiko izahay, dia nambaranay azy ny tenin’ itompokolahy.
26Ary hoy izahay: Tsy sahy hidina izahay; nefa raha hiaraka aminay ny zandrinay faralahy, dia hidina ihany izahay; fa tsy mahazo mahita ny tavan-dralehilahy izahay raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 44
Cross References
Genesis 43:2Ary rehefa laniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 44:25