Bokin'ny Genesisy 44:5
Tsy iny va no fisotroan’ ny tompoko sy famantarany zavatra? ratsy izao nataonareo izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 44
Cross References
Genesis 30:27Ary hoy Labana taminy: Masìna ianao, raha nahita fitia eo imasonao aho, mitoera eto amiko, efa namantatra aho, ka fantatro fa avy taminao no nitahian’ i Jehovah ahy.
Leviticus 19:26Aza homana zavatra misy rà; aza manao sikidy na manandro.
1 Kings 20:33Ary nataon’ ireo olona ireo fa zara ho azy izany, dia namonjy nanantitra ny teniny izy ka nanao hoe: Rahalahinao hoe Beni-adada. Dia hoy izy: Mandehana, alao izy. Ary Beni-hadada nankany aminy, dia nasainy niakatra ho eo amin’ ny kalesiny.